Siria

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
الجمهوريّة العربيّة السّوريّة ((ar))
Al-Jumhūriyyah al-‘Arabīyyah as-Sūriyyah ar
Repoblika Arabo Siriana ((mg))
Sain'i Siria Mari-piandrian'i Siria
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Arabe : Wahda, Houriya, Ishtirakiya

Mlaagasy : Fahatokananan, Fahalalahana, Sosialisma

LocationSyria.svg
Teny ofisialy fiteny arabo
Renivohitra Damaskosy
33°31′32″N 36°18′52″E / 33.52556°N 36.31444°E / 33.52556; 36.31444
Tanàna lehibe indrindra Damaskosy
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Praiminisitra
Repoblika
Bachar Al-Assad
Riad Hijab
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 86
185 180 km²
0,06 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2010)
 - hakitroka
faha 51
23 000 000 mpo.
120 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Syrien(ne)
IDH (2009) 0,630 (ant.) 105[1]
Sandam-bola Paondy siriana (SYP)
Fiozao ny ora UTC +2
Hiram-pirenena Homat el Diyar
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+963

i Siria na Repoblika arabo siriana dia firenena arabo ao Azia Andrefana. Manana amorontsiraka eo amin'ny ranomasina Mediteranea ilay firenena.

Ireo firenena manodidina azy dia Jordania any atsimo, Torkia any avaratra, Iraka any atsinanana Lebanona any andrefana, ary Israely any atsimo andrefany.

Ny renivohitr'i Siria, Damaskosy, dia ny tanàna onenana antitra indrindra manerana izao tontolo izay. Io tanàna renivohitr'i Siria io dia efa renivohitry ny Kalifaty Omaiada, ary renivohitry ny soltanaty mamalokan'i Ejipta.

Tamin'ny fiafaran'ny Ady Lehibe Voalohany, dia lasa nentin'ny frantsay i Siria. Azony ny fahaleovantenany ny volana Aprily 1946.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. Filahatra IDH 2008