Rosia

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka rosia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Российская Федерация ((ru))
Россия ru
Federasionan'i Rosia ((mg))
Sainan'i Rosia Fanevan'i Rosia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : tsy misy
Russian Federation (orthographic projection).svg
Teny ofisialy fiteny rosy1
Renivohitra Môsikao
55° 45' N, 37° 42' E
Tanàna ngeza indrindra Moskva
Fitondrana sy governemanta
 - Président
 - Président du gouvernement
Repoblika firenena federaly
Vladimir Putin
Dmitri Medvedev
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 1
17 075 400 km²
0,5%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 8
141 800 000[1] mpo.
8,3 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Rosy, rosianina
IDH (2008) (mitombo) 0,802[2] (ambony) 67
Sandam-bola Robla (RUB)
Fiozao ny ora UTC +3 hatramin'i +12
Hiram-pirenena Hiram-pirenenan'i Rosia
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+7

Ny Rosia (amin'ny fiteny Rosy : Россия , Rossija?) na amin'ny endrika ofisialy Federasionan'i Rosia (Российская Федерация, Rossijskaja Federacija?) dia firenena ngeza indrindra eo an-tany, manana isam-ponina 142 tapitrisa (araka ny census natao tamin'ny 2007). Eo anelanelan'ny Eoropa jeografika (25,3%n-ny fivelarany) sy ny Azia atsinanana (74,7%). Ny firenena rosy dia manam-pivelarana 17 tapitrisa km2 (in-2 ny Etazonia ary in-30 ny Madagasikara). Manana faritra ora raika ambin'ny folo izy. Ny renivohiny dia Moscou, fiteny Rosy ny teny ofisialy any ary Rouble ny sandam-bola ampiasainy.

Na dia misy ranomasina maromaro aza ny manodidon'i Rosia, manana toetrandro ara-kontinenta ny rosia amin'ny tany mangatsiaka sy sarotra ipetrahan'ny olona.

Betsaka ny harena an-kibon'ny tany any Rosia : Misy ny solika sy ny vato. Mivoatra be ny industrie mikasika ny fanamboarana sambon-danitra sy ny fanamboarana basy. Ny fanamboarana sambon-danitra ny nampavoalohan'ny Rosia nizaha ny habakabaka toalohany tamin'ny 1957.

Ny repoblika sosialista federativan'i Rosia (RSFSR) dia repoblika lehibe indrindran'i Vondrona Sovietika.

Tamin'ny faran'ny taona 1991, misy firenena vaovao dimy ambin'ny folo avy amin'ny URSS taloha, ao koa ny Rosia, nandova ny 3/4 ny (17 tapitrisa km²) URSS taloha, ny antsasaky ny mponiny, 2/3 ny industria-ny ary ny antasaky ny sahany.

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. ((ru))http://www.gks.ru/bgd/free/b09_00/IssWWW.exe/Stg/d06/8-0.htm, Jiona 2009
  2. ((en)) UNDP