Torkia

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Turkey (orthographic projection).svg

I Torkia, na Repoblika Torka (amin'ny fiteny tiorka : Türkiye Cumhuriyeti) dia firenena iray eo amin'ny faritra andrefan'i Azia Andrefana ary amin'ny farany atsinanan'i Eoropa. Izy io dia mizara sisin-tay amin'i Grisy, Biolgaria, Jeôrjia, Armenia, Azerbaijana, Iran, Irak ary Siria. Ny fiteny tiorka no teny ofisialin'i Torkia. Ny anaran'ny ranomasina manodidina azy dia ny ranomasina Mainty, ranomasin'i Marmara, ny ranomasin'i Egea ary ny ranomasina Mediteranea.

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.