Repoblika Entim-bahoakan'i Sina

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

((zh))
中华人民共和国
中華人民共和國
Zhōnghuá Rénmín Gònghéguó
((zh))
Repoblikan'i Mponina ny Sina ((mg))
Flag of the People's Republic of China.svg National Emblem of the People's Republic of China.svg
([[|Antsipirihany]]) ([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra : Compter sur ses propres forces
China in its region (claimed hatched).svg
Teny ofisialy Sinoa (Mandarina)
Renivohitra Beijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanàna ngeza indrindra Shanghai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny 1949)
Xi Jinping
Wen Jiabao
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821 km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Sinoa
IDH (2005) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bola yuan Renminbi (CNY)
Fiozao ny ora UTC +8
Hiram-pirenena La Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

Ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina dia firenena any Azia atsinanana. Ny isan'ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5 ny isan'ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy « hipoaka » ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan'ny zaza anatin'ny tokantrano iray ho an'ny Sinoa Han. Nanomboka tamin'ny taona 2013, dia nomena alalana hiteraka zaza 2 ireo mpivady izay nateraka ho zaza tokana. Amin'ny velarantaniny misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra any Azia atsinanana ny Sina, ary izy ny firenena fahatelo lehibe indrindra ara-kangeza ao aorian'ny Rosia, sy ny Kanada.

Voaantso tamin'ny 1 Oktobra 1949 ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina, nanaraka ny fandresen'ny antoko komonista sinoa tamin'ny Guomindang. Kanefa, ny Sina dia sivilizasiôna antitra indrindra mbola misy eto an-tany amin'izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sosialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin'ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana (Hong-Kong sy Macao).

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny 1949, nanapitran'ny fahakahan'ny hasina ambon'ny Sina an-Kontinenta ny Komonista (miaraka amin'ny nosy Hainan). Tapitra teo ny andron'ny ady sivily sy ny fizaràna politika. tamin'ny 1 Oktobra, Nampilaza ny fiforonan'ny Repoblika ny Mponina ny Sina i Mao Zedong teo amin'ny toherana Tien'anmen, any Beijing. Lasa tany Taiwan ny olonan'ny Guonmindang, Ilay hasina vaovao te ametraka toerana ny filaminana ekônomika sy sosialy vaovao, mifantoka amin'ny ohatra sovietika sy atao ho an'ny zava-misy sinoa.

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Faritan'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina[hanova | hanova ny fango]

Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin'i Taiwan. Tononin'ny Taiwaney hoe Repoblikan'i Sina ny tenany ; miteny hoe sinoa ny taiwaney fa manao fahaleovantena ara-politika (tsy manaiky ny communisme ny sinoa mipetraka any Taiwan). Na dia tsy nisy fiovàna aza tamin'ny lalàm-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary miteny ihany ny fitondran'ny Taiwan hoe firenena ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina. Tsy miaiky ny Fikambanana internasiolany hoe firenena manana fahaleovantena ny Taiwan (ohatra ny UN). Miteny ny RES hoe faritany fotsiny ihany ny nosin'i Taiwan. Nanao fehezan-kevitra ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina mba hitsofoka amin'ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina ny Repoblikan'i Sina [1], fa tsy neken'ny fitondranan'i Repoblikan'i Sina io fehezan-kevitra io hatramin'izao.

Tontolo iainana sy ny fiovan'ny toetr'andro[hanova | hanova ny fango]

Demôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Ny politika ny Zanaka tokana[hanova | hanova ny fango]

Tsifitoviana aran'isan'ny vavy sy ny isa'ny lehilahy[hanova | hanova ny fango]

Ny foko 56: -Han[hanova | hanova ny fango]

-Ny foko 55[hanova | hanova ny fango]

« Ekonomia Sosialista »[hanova | hanova ny fango]

Politika[hanova | hanova ny fango]

Censure[hanova | hanova ny fango]

Fahasalamana[hanova | hanova ny fango]

Filaminana administrativa[hanova | hanova ny fango]

Fianarana[hanova | hanova ny fango]

Kolontsaina[hanova | hanova ny fango]

Kôdy[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. Hevitr'i Deng Xiao Ping