Aljeria

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
الجمهورية الجزائرية الديمقراطية الشعبية ((ar))
Tagduda tamegdayt taɣerfant tazzayrit kab
ⵝⴰⴳⴷⵓⴷⴰ ⵝⴰⵎⴳⴰⵢⵝ ⵝⴰⵖⴻⵔⴼⴰⵏⵝ ⵝⴰⴷⵣⴰⵢⵔⵉⵝ kab
Repoblika Aljeriana demôkratika sy entim-bahoaka ((mg))
Drapeau de l'Algérie Armoiries de l'Algérie
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : La révolution par le peuple et pour le peuple
Localisation de l'Algérie
Teny ofisialy Arabo tsotra[1]
[2]
Renivohitra Alger
36°46' N, 03°03' E
tanàna ngeza indrindra Alger
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika
Abdelaziz Bouteflika
Ahmed Ouyahia
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 11
2 381 741 km²
tsy fantatra
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 35
34 857 029 mpo.
14,0 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Aljeriana
IDH (2007) 0,761 (moyen) faha 79[3]
Sandam-bola Dinara Aljeriana (DZD)
Fiozao ny ora UTC +1
Hiram-pirenena Kassaman
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+213

Aljeria (fiteny arabo :الجزائر, fiteny tamazight: Dzayer) dia firenena any afrika avaratra, ao amin'ny faritany tenenina hoe Maghreb. Ny renivohiny dia Alger, any avaratr' Aljeria, eo amin'ny amorontsiraka Mediteraneanina. Manam-pivelarana 2 381 741 km² ny Aljeria. Izy ny firenena ngeza indrindra manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Mediteranea ary ny Aljeria ny firenena ngeza indrindra any afrika eo aorian'i Sudan. Mizara sisintany miaraka amin'i Tonizia sy Libia izy any atsinanana, miaraka amin'i Mali sy Niger any atsimo, ary miaraka amin'i Maroc sy Maoritania any andrefana.

Mpikambana ny United Nations, ny Vondrona Afrikaina ary ny Ligue des Etats Arabes izy tamin'ny 1962, daty ny fahaleovantenany, hatramin'izao. Niditra tamin'ny fikambanan'ny firenena mamoaka solika (OPEP) izy tamin'ny 1969. Nandray anjara ny Aljeria tamin'ny famoronana ny Vondrona ny Magreba arabo (UMA) tamin'ny 1989.

Ny lalam-panorenana aljerianina dia miteny hoe « ny Islam, ny maha-arabo ary ny maha-amazight » dia anisan'ny « fototry » ny maha-aljerianina ny mponina ary miteny koa ny lalam-panorenana fa ny firenena dia « tanin'ny Islam, ao amin'ny Magreba Be, Mediteraneanina ary afrikanina ».

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Ny sehatra ara-arkeolojia dia maneho taolan'olona maty 2 tapitrisa taona. Nahita ny fisian'ny Homo habilis sy ny Homo erectus tamin'ny fanombohan'ny paleolitika ny mpikaroka. Hita tao amin'ny sehatr' Aïn El Ahnech any El Eulma ao amin'ny Wilayan'i Setif ny homo habilis voalohany.

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

saritany jeografikan' Aljeria

Politika[hanova | hanova ny fango]

Toe-karena[hanova | hanova ny fango]

Fiaraha-monina[hanova | hanova ny fango]

Kolon-tsaina[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. Ministra ny vahiny
  2. Tenim-pirenena ny teny berbera.
  3. L’Algérie classée 79e selon le CNES
  
Maghreb2.PNG
Firenena ao amin'i Magreba
AljeriaMarokaTonizia

Firenena ao amin'i Magreba be
MaoritaniaLibia
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.