Roma

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Roma dia renivohitran'i Italia, eo amin'ny 22 km ny renivohitra ny ranomasina Tireniana. Misy olona 2.718.700 no miaina any (4.253.450 rehefa kôtiana ny tanàna misy mandidina azy). I Roma ny tanàna tena be mponina indrindra sy be fivelaraba indrindra any Italia ; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa refesina amin'ny Napoli, sy Milano.

Renivohitran'ny Empira Romana i Roma. Urbs no anarany tamin'io andro io. Maty fantatra koa izy amban'ny tanàna an-tanety 7 (Aventin, Caelius, Capitole, Esquilin, Palati, Quirinal, Viminal)

Sary satelitan'i Roma

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Takelaka ilaina[hanova | hanova ny fango]