Pôrtogaly

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

República Portuguesa ((pt))
Repoblikan'i Pôrtogaly ((mg))
Sainan'i Pôrtogaly Fanevan'i Pôrtogaly
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
EU location POR.png
Teny ofisialy Portugesa
Renivohitra Lisbonne
38° 4' N ; 9° W
Tanàna ngeza indrindra Lisbonne
Fitondrana sy governemanta
 - Filohanta
 - Mpiray ministra
Repoblika misy Parlementa
Aníbal Cavaco Silva
Pedro Passos Coelho
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 109
92 391 km²
0,5 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 75
10 617 575 mpo.
114 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Portugezy
IDH (2006) increase 0,900 (ambony) faha 33
Sandam-bola Euro (EUR)
Fiozao ny ora UTC +0: (WET);

Heure d'été: UTC+1: (WEST)

Hiram-pirenena A Portuguesa
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+351

Endrika:Notes pays

I Pôrtogaly na Portogaly (Repoblikan'i Portogaly) dia firenena ao amin'ny faritra atsimon'i Eoropa, andrefan'ny tanjona Iberika.

Mizara ny sisin-tan'i Portogaly ao avaratra sy atsinanany i Espaina ; ary ny Bambandranon'i Atlantika no mamaritra ny sisin-taniny aty atsimo sy andrefana . Ny archipels an'i Asaoro sy Madera dia isan'ny tafiditra ao amin'ny fari-tan'i Portogaly. Mpikambana ao anatin'ny Vondrona Eoropeanina hatramin'ny taona 1986 i Portogaly.