Costa Rica

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
República de Costa Rica ((es))
{{{nom_malgache}}} ((mg))
Drapeau du Costa Rica mari-piandrianan'i Costa Rica
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : ¡Vivan siempre el trabajo y la paz!
(Hiaina mandrakizay ny asa sy ny fandriampahalemana !)
LocationCostaRica.svg
Teny ofisialy fiteny espaniola
Renivohitra San José
9° 56′ N, 84° 05′ O
Tanàna ngeza indrindra San José
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Oscar Arias
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 125
51 100 km²
0,7 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 119
4 195 914 mpo.
85 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Kostarikanina
Sandam-bola Colón kostarikanina (CRC)
Fiozao ny ora UTC -6
Hiram-pirenena Noble patria, tu hermosa bandera
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+506


Ny Costa Rica na Repoblikan'i Costa Rica, dia firenen' Amerika Latina voafaritry ny Nicaragua any Avaratra, ny Panama any Atsimo atsinanana, ny Ranomasimbe Pasifika any Andrefana asy ny ranomasina Karahiba any atsinanana. Ny Costa Rica no firenena voalohany nanala ny tafiny. Ny renivohiny dia San José. Fiteny Espaniola ny teny ofisialy ary fiteny anglisy no fiteny faharoa ampiasaina any Costa Rica. Ny vola ampiasaina any dia ny colón.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Tonga teo amin'ny faritan'i Costa Rica i Christophe Colomb tamin'ny 1502. Teo aorian'izany, ny Kapteneria Jeneralin'i Guatemala ho an' Espaina ny Costa Rica. Nahazo fahaleovantena tamin'ny 1821 ilay firenena, ary nipetraka avy hatrany ny demokrasia.

Nanomboka tamin'ny 1843 ny fambolena ny kafe. Tamin'ny 1869, tereina ary tsy andoavam-bola ny fampianarana. Miady ho an'ny fanitaran'io sistema io ny ministeran'ny fampianarana. Araka ny heviny, tsy maintsy mahay mamaky teny, manoratra sy manisa ny tsirairay. Noraràna tamin'ny 1882 ny sazy mahafaty

Tamin'ny 1948, nisy ady an-trano nanozongozona ilay firenena, noho ny tsy fiaiken'ny fandresen' Otilo Ulate Blanco, olona arivo eo ho eo no maty mandritran'io ady io. Nesorina tamin'ny 1949 ny tafika, lasa anisan'ny firenena tsy manan-tafika ny Costa Rica amin'izao fotoana izao.

Politika[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.