Fiarahabana sy Toro-lalana

Miarahaba anao amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompo tongasoa eto amin'ny pejy ifaneraserantsika zanaky ny Fiangonana Loterana Malagasy mieli-patrana manerana izao tontolo izao, sy toeram-piraketana ho antsika.

Maro karazana ireo zavatra azonao trandrahana ato, toy ny radio, filazam-baovao, fampianarana, sns.

Arak'izany dia hitanao :

  • Ery ambony ny ahafahana manao karoka mivantana
  • Manaraka azy ao ireo rohy ahafahanao mivezivezy ato amin'ny seraserantsika toy ny Fampianarana, sy ny Baiboly, sns
  • Eo ambony ireo filazana farany tokony ho fantatra arahin'ireo bokotra azonao anehoana Fitiavana an'ity pejy ity
  • Etsy anila:
    • ny Radio.
    • ireo Teny fanalahidy ahazahoana mahita avy hatrany ireo soratra mifandraika amin'izany.
    • ireo Fampianarana farany,
    • ireo Mpitsidika farany manerana izao tontolo izao.
  • Etsy anila koa ny Sarin'ireo Fiangonana Loterana Malagasy manerana izao tontolo izao.
  • Eo ambany ireo video notsoahana avy any amin'ny rohy Youtube-ntsika ZFLM

Farany dia aza hadino ny mikambana sy mandray anjara ao amin'ny serasera facebook-ntsika izay hitanao erY ambony ny rohy mankany.

Nota: Aza hadino ny maneho fitiavana ireo pejy vangianao amin'ny alalan'ny bokotra Facebook sy Google+ eo ambaniny. Miseho etsy anila ankavia ny isan'ireo izay efa naneho "Agape" ireo pejy ireo. Ireo bokotra etsy anila ireo koa no ahafahanao mizara pejy any amin'izay sehatra sosialy mety aminao. :)

Ireo video-ntsika

Manana pejy youtube isika ZFLM izay afahafahantsika manaraka an-tsary ireo tranga loterana rehetra manerana ny nosy sy any ivelany toy ny toriteny sy fampianarana marosamihafa, sy koa fivorian-dehibe isan-tsampana. Misy koa ireo vaovao avy any amin'ny foibe, sy resadresaka atao amin'ireo ray aman-dreny.

Indreo ary atolotra anao antsary ny santionany amin'izany.

Mirary ny Fiadanan'ny Tompo ho anao.

Etsy kely ange e!

Fampianarana an-tsary

Toriteny

Hiran'ny KTLM